| Entrée | 1 vono baibona | 
| Mots élémentaires | 2 vono, 3 baibona | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] 6 [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] | 
| Explications en français | 7   [vonobaibona]
 rivetage [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Technique | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |